Genesis 24:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Labana: Mandrosoa, ry ilay notahin’NY TOMPO! Nahoana no mijanona atỳ ivelany ianao? Fa efa nanamboatra ny trano sy izay hitoeran’ny rameva aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Avia ianao izay notahin’i Iaveh. Nahoana no mijanona aty ivelany ianao? Efa namboatra ny trano aho sy fitoerana ho an’ny rameva.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
no nitenenany hoe: –Mandrosoa ao an-trano, ry ilay notahîn’ny TOMPO. Nahoana ianao no mijanona etỳ ivelany? Izaho anie efa nanomana ny trano sy namboatra toerana ho an’ny rameva e!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Labana: Miakara. ry ilay notahin'i Jehovah; nahoana no mijanona eto ivelany ianao? fa izaho efa namboatra ny trano sy izay hitoeran'ny rameva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Labana: Mandrosoa, ry ilay notahin’NY TOMPO! Nahoana no mijanona atỳ ivelany ianao? Fa efa nanamboatra ny trano sy izay hitoeran’ny rameva aho.
malagasy
Ary hoy Labana: Miakara. ry ilay notahin'i Jehovah; nahoana no mijanona eto ivelany ianao? fa izaho efa namboatra ny trano sy izay hitoeran'ny rameva.