Genesis 24:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa antitra i Saraha, vadin’ny tompoko, dia niteraka zazalahy tamin’ny tompoko izy, ary efa natolotry ny tompoko ho an’ny zanany izay rehetra ananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa antitra i Sarà, vadin’ny tompoko, no niteraka tamin’ny tompoko zazalahy anankiray izay notolorany ny fananany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Sarà vadiny, na dia efa antitra aza, dia niteraka zazalahy taminy; ary izy io no namindrany ny fananany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa antitra Saraha, vadin'ny tompoko, dia niteraka zazalahy tamin'ny tompoko izy; ary efa natolotry ny tompoko ho an'ny zanany izay rehetra ananany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa antitra i Saraha, vadin’ny tompoko, dia niteraka zazalahy tamin’ny tompoko izy, ary efa natolotry ny tompoko ho an’ny zanany izay rehetra ananany.
malagasy
Ary rehefa antitra Saraha, vadin'ny tompoko, dia niteraka zazalahy tamin'ny tompoko izy; ary efa natolotry ny tompoko ho an'ny zanany izay rehetra ananany.