Genesis 24:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampianiana ahy ny tompoko ka niteny hoe: Aza maka vady ho an’ny zanako avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita, izay iraisako monina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny tompoko nampianiana ahy, nanao hoe: ‹Aza maka vady ho an-janako amin’ny zanaka vavin’ny Kananeanina eto tompon’ny tany onenako;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampianiana ahy ny tompoko mba tsy haka vady ho an’ny zanany lahy avy ao amin’ny tanin’ny Kanahanita izay onenany. Ka hoy izy tamiko:
Malagasy Bible 1865
Ary efa nampianiana ahy ny tompoko ka nanao hoe: Aza makà vady ho an'ny zanako avy amin'ny zanakavavin'ny Kananita, izay iraisako monina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampianiana ahy ny tompoko ka niteny hoe: Aza maka vady ho an’ny zanako avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita, izay iraisako monina,
malagasy
Ary efa nampianiana ahy ny tompoko ka nanao hoe: Aza makà vady ho an'ny zanako avy amin'ny zanakavavin'ny Kananita, izay iraisako monina;