Genesis 24:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa any amin’ny tranon’Ikaky sy any amin’ny havako no halehanao ka hakanao vady ho an’ny zanako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa mankanesa any an-tranon’ikaky, any amin’ny havako, ka any maka vady ho an-janako.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mianiàna amiko fa any amin’ny fianakavian-draiko, any amin’ny foko nipoirako, no halehanao haka vady ho an’ny zanako.»
Malagasy Bible 1865
fa any amin'ny tranon'ikaky sy any amin'ny havako no halehanao ka hakanao vady any ho an'ny zanako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa any amin’ny tranon’Ikaky sy any amin’ny havako no halehanao ka hakanao vady ho an’ny zanako.
malagasy
fa any amin'ny tranon'ikaky sy any amin'ny havako no halehanao ka hakanao vady any ho an'ny zanako.