Genesis 24:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy aho tamin’ny tompoko: Angamba tsy hety hanaraka ahy Ravehivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nilaza tamin’ny tompoko aho, nanao hoe: ‹Angamba tsy hety hanaraka ahy hankatỳ ny vehivavy.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany azy aho hoe: «Ary raha ohatra ka tsy mety hanaraka ahy razazavavy?»
Malagasy Bible 1865
Ary izaho namaly ny tompoko hoe: Angamba tsy hety hiaraka amiko ny vehivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy aho tamin’ny tompoko: Angamba tsy hety hanaraka ahy Ravehivavy.
malagasy
Ary izaho namaly ny tompoko hoe: Angamba tsy hety hiaraka amiko ny vehivavy.