Genesis 24:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa any amin’ny tanindrazako sy any amin’ny havako no halehanao haka vady ho an’Isaka zanako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa any amin’ny tanindrazako, any amin’ny tany niaviako, no halehanao haka vady ho an’Isaaka zanako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa handeha ho any amin’ny tany fiaviako sy amin’ny havako ianao, ka haka vady ho an’i Itsehàka zanako.
Malagasy Bible 1865
fa any amin'ny tanin-drazako sy amin'ny havako no halehanao haka vady ho an'Isaka zanako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa any amin’ny tanindrazako sy any amin’ny havako no halehanao haka vady ho an’Isaka zanako.
malagasy
fa any amin'ny tanin-drazako sy amin'ny havako no halehanao haka vady ho an'Isaka zanako.