Genesis 24:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho afaka amin’ny fampianianako anao ianao, raha tonga any amin’ny havako; ary raha tsy manome anao ry zareo dia ho afaka amin’ny fampianianako anao koa ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afaka amin’ny fianianana nataonao ianao rehefa tonga tany amin’ny havako; ary raha tsy manaiky ny fangatahanao izy ireo dia afaka amin’ny fianianana ampanaoviko ianao.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa mandeha any amin’ny foko nipoirako ianao, na dia tsy omeny aza, dia afaka amin’ny fampianianako.»
Malagasy Bible 1865
Dia ho afaka amin'ny fampianianako anao ianao, raha tonga any amin'ny havako; ary raha tsy manome anao ry zareo, dia ho afaka amin'ny fampianianako anao koa ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho afaka amin’ny fampianianako anao ianao, raha tonga any amin’ny havako; ary raha tsy manome anao ry zareo dia ho afaka amin’ny fampianianako anao koa ianao.
malagasy
Dia ho afaka amin'ny fampianianako anao ianao, raha tonga any amin'ny havako; ary raha tsy manome anao ry zareo, dia ho afaka amin'ny fampianianako anao koa ianao.