Genesis 24:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary androany aho dia tonga teo amin’ny fantsakana ka hoy aho: Ry TOMPO, Andriamanitr’i Abrahama tompoko ô, raha hambininao ny diako,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tao am-pantsakana aho androany, dia nanao hoe: ‹Ry Iaveh, Andriamanitr’i Abrahama tompoko, raha mba sitrakao ihany ny hanambina ny dia nalehako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha vao tonga teo akaikin’ny fantsakana aho androany, dia nivavaka hoe: «Ry TOMPO Andriamanitr’i Abrahama tompoko ô, mba ataovy mahomby ny anton-diako.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga androany teo amin'ny fantsakana aho, ka hoy izaho: Jehovah ô, Andriamanitr'i Abrahama tompoko, raha hanambina ny alehako Hianao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary androany aho dia tonga teo amin’ny fantsakana ka hoy aho: Ry TOMPO, Andriamanitr’i Abrahama tompoko ô, raha hambininao ny diako,
malagasy
Ary tonga androany teo amin'ny fantsakana aho, ka hoy izaho: Jehovah ô, Andriamanitr'i Abrahama tompoko, raha hanambina ny alehako Hianao,