Genesis 24:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
indro, mijoro eto akaikin’ny fantsakana aho, koa izay zazavavy avy hantsaka ka hilazako hoe: Mba ampisotroy rano kely avy amin’ny sininao aho
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia indro aho mijanona eto anilan’ny fantsakana; ka izay zazavavy tamy hantsaka hilazako hoe: Avelao aho mba hisotro rano kely amin’ny sininao, raha sitrakao, ka hamaly ahy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inty aho mby eto anilan’ny fantsakana, hisy zazavavy hivoaka hantsaka ka hiangaviako mba hampisotro ahy rano kely avy amin’ny sininy.
Malagasy Bible 1865
indro, mijanona eto anilan'ny fantsakana aho, koa izay zazavavy hivoaka hantsaka ka hilazako hoe: Mba ampisotroy rano kely avy amin'ny sininao aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
indro, mijoro eto akaikin’ny fantsakana aho, koa izay zazavavy avy hantsaka ka hilazako hoe: Mba ampisotroy rano kely avy amin’ny sininao aho
malagasy
indro, mijanona eto anilan'ny fantsakana aho, koa izay zazavavy hivoaka hantsaka ka hilazako hoe: Mba ampisotroy rano kely avy amin'ny sininao aho,