Genesis 24:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hamaly hoe: Misotroa, ary hantsakako koa ny ramevanao, dia aoka izy no ho vehivavy voatendrin’NY TOMPO ho an’ny zanakalahin’ny tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misotroa, fa hantsakako mbamin’ny ramevanao koa, no aoka ho ilay vady nalahatr’i Iaveh ho an’ny zanaky ny tompoko.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha mamaly ahy izy hoe: ‹Misotroa ianao, ary ny ramevanao koa hantsakako›, dia izy no vehivavy voatendrinao, ry TOMPO, ho an’ny zanakalahin’ny tompoko.»
Malagasy Bible 1865
ka hamaly hoe izy: Misotroa, ary hantsakako koa ny ramevanao: dia izy no aoka ho izay vehivavy voatendrin'i Jehovah ho an'ny zanakalahin'ny tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hamaly hoe: Misotroa, ary hantsakako koa ny ramevanao, dia aoka izy no ho vehivavy voatendrin’NY TOMPO ho an’ny zanakalahin’ny tompoko.
malagasy
ka hamaly hoe izy: Misotroa, ary hantsakako koa ny ramevanao: dia izy no aoka ho izay vehivavy voatendrin'i Jehovah ho an'ny zanakalahin'ny tompoko.