Genesis 24:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampidininy haingana ny sininy hiala teo an-tsorony ka hoy izy: Misotroa, ary hampisotroiko koa ny ramevanao! Dia nisotro aho ary nampisotro ny rameva koa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampidininy niaraka tamin’izay ny siny teny an-tsorony, sady hoy izy: ‹Misotroa; fa hampisotroiko mbamin’ny ramevanao koa.› Nisotro àry aho, ary nampisotroiny koa ny rameva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampidininy faingana avy teny an-tsorony ny siny ka hoy izy hoe: «Misotroa, ary hampisotroiko koa ny ramevanao.» Dia nisotro aho ary nampisotroiny koa ny rameva.
Malagasy Bible 1865
Dia nampidininy faingana ny sininy hiala teo an-tsorony, ka hoy izy: Misotroa, ary hampisotroiko koa ny ramevanao; dia nisotro aho, ary nampisotro ny rameva koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampidininy haingana ny sininy hiala teo an-tsorony ka hoy izy: Misotroa, ary hampisotroiko koa ny ramevanao! Dia nisotro aho ary nampisotro ny rameva koa izy.
malagasy
Dia nampidininy faingana ny sininy hiala teo an-tsorony, ka hoy izy: Misotroa, ary hampisotroiko koa ny ramevanao; dia nisotro aho, ary nampisotro ny rameva koa izy.