Genesis 24:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niondrika aho ka niankohoka teo anatrehan’NY TOMPO ary nisaotra NY TOMPO, Andriamanitr’i Abrahama tompoko, izay nitondra ahy tamin’ny lalana marina haka ny zanakavavin’ny rahalahin’ny tompoko, ho an’ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary dia niondrika aho, ka niankohoka teo anatrehan’i Iaveh ary nisaotra an’i Iaveh Andriamanitr’i Abrahama tompoko, izay nitondra ahy tamin’ny lalana marina, mba haka ny zana-drahalahin’ny tompoko ho an’ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandohalika aho hitsaoka ny TOMPO, Andriamanitr’i Abrahama tompoko, ary nisaotra Azy noho ny nitondrany ahy tamin’ny lalana marina haka ny zanakavavin’ny rahalahin’ny tompoko mba ho an-janany.
Malagasy Bible 1865
Dia niondrika aho ka nianko­hoka teo anatrehan'i Jehovah, dia nisaotra an'i Jehovah, Andriamanitr'i Abrahama tompoko, Izay efa nitondra ahy tamin'ny lalana marina haka ny zanakavavin'ny rahalahin'ny tompoko, ho an'ny zanany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niondrika aho ka niankohoka teo anatrehan’NY TOMPO ary nisaotra NY TOMPO, Andriamanitr’i Abrahama tompoko, izay nitondra ahy tamin’ny lalana marina haka ny zanakavavin’ny rahalahin’ny tompoko, ho an’ny zanany.
malagasy