Genesis 24:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, lazao amiko raha hanao izay soa sy marina amin’ny tompoko ianareo. Fa raha tsy izany kosa, dia lazao amiko, mba hiviliako na ho amin’ny ankavanana, na ho amin’ny ankavia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, raha mba hanao izay soa sy marina amin’ny tompoko ianareo, dia lazao amiko; ary raha tsy izany kosa ambarao ahy ihany, mba hiviliako ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny lazao ahy raha vonona haneho fitia sy firaiketam-po amin’ny tompoko ianareo. Fa raha tsy izany kosa dia handeha ho any an-kafa aho.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, raha hanao izay soa sy marina amin'ny tompoko ianareo, dia lazao amiko; fa raha tsy izany kosa, dia lazao amiko, mba hiviliako na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, lazao amiko raha hanao izay soa sy marina amin’ny tompoko ianareo. Fa raha tsy izany kosa, dia lazao amiko, mba hiviliako na ho amin’ny ankavanana, na ho amin’ny ankavia.
malagasy
Koa ankehitriny, raha hanao izay soa sy marina amin'ny tompoko ianareo, dia lazao amiko; fa raha tsy izany kosa, dia lazao amiko, mba hiviliako na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia.