Genesis 24:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, eto anatrehanao i Rebeka; ento izy ka mandehana; ary aoka ho vadin’ny zanaky ny tomponao izy, araka izay nolazain’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro i Rebekà eo anatrehanao, ento izy ka mandehana, ary aoka ho vadin’ny zanaky ny tomponao izy, araka ny voalazan’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro i Rebekà eo anoloanao, ento miaraka aminao izy ary aoka ho vadin’ny zanakalahin’ny tomponao, araka izay nambaran’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Indro, Rebeka eto anatrehanao, ento izy, ka mandehana; ary aoka ho vadin'ny zanaky ny tomponao izy, araka izay nolazain'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, eto anatrehanao i Rebeka; ento izy ka mandehana; ary aoka ho vadin’ny zanaky ny tomponao izy, araka izay nolazain’NY TOMPO.
malagasy
Indro, Rebeka eto anatrehanao, ento izy, ka mandehana; ary aoka ho vadin'ny zanaky ny tomponao izy, araka izay nolazain'i Jehovah.