Genesis 24:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nandre ny tenin-dry zareo ilay mpanompon’i Abrahama dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany ity mpanompon’i Abrahama dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nandre izany teny izany ilay mpanompon’i Abrahama, dia niankohoka tamin’ny tany hisaotra ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nandre ny tenin-dry zareo ilay mpanompon'i Abrahama, dia niankohoka tamin'ny tany teo anatrehan'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nandre ny tenin-dry zareo ilay mpanompon’i Abrahama dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’NY TOMPO izy.
malagasy
Ary rehefa nandre ny tenin-dry zareo ilay mpanompon'i Abrahama, dia niankohoka tamin'ny tany teo anatrehan'i Jehovah izy.