Genesis 24:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namoaka firavaka volafotsy sy firavaka volamena ary fitafiana ilay mpanompo ka nomeny an’i Rebeka; nomeny fanomezana sarobidy koa ny anadahiny sy ny reniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary navoakany ny firavaka volafotsy sy firavaka volamena, mbamin’ny fitafiana, ka nomeny an-dRebekà; sady notolorany fanomezana sarobidy koa ity anadahiny sy ny reniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia namoaka firavaka volafotsy sy volamena ary fitafiana izy ka nomeny an’i Rebekà; nomeny zavatra sarobidy maro koa ny anadahiny sy ny reniny.
Malagasy Bible 1865
Ary ilay mpanompo dia namoaka firavaka volafotsy sy firavaka volamena ary fitafiana, ka nomeny an-dRebeka; ary nomeny zava-tsoa koa ny anadahiny sy ny reniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namoaka firavaka volafotsy sy firavaka volamena ary fitafiana ilay mpanompo ka nomeny an’i Rebeka; nomeny fanomezana sarobidy koa ny anadahiny sy ny reniny.
malagasy
Ary ilay mpanompo dia namoaka firavaka volafotsy sy firavaka volamena ary fitafiana, ka nomeny an-dRebeka; ary nomeny zava-tsoa koa ny anadahiny sy ny reniny.