Genesis 24:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia izay vao nihinana sy nisotro izy mbamin’ireo lehilahy izay nomba azy, dia natory. Ary nifoha maraina izy ka niteny hoe: Avelao aho handeha ho any amin’ny tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao nihinana sy nisotro izy mbamin’ireto olona nomba azy, ary dia nandry. Nony maraina, rehefa nifoha izy ireo, dia hoy ity mpanompo nanao hoe: «Alefaso aho hiverina any amin’ny tompoko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay vao nihinana sy nisotro ilay mpanompon’i Abrahama sy ireo olona niaraka taminy; avy teo dia lasa natory. Ny ampitso maraina, rehefa nifoha izy ireo, dia hoy ilay mpanompon’i Abrahama hoe: –Alefaso àry aho hiverina any amin’ny tompoko.
Malagasy Bible 1865
Dia vao izay no nihinana sy nisotro izy mbamin'ireo lehilahy izay nomba azy, dia nandry. Ary nifoha maraina izy ka nanao hoe: Alefaso ary aho handeha ho any amin'ny tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia izay vao nihinana sy nisotro izy mbamin’ireo lehilahy izay nomba azy, dia natory. Ary nifoha maraina izy ka niteny hoe: Avelao aho handeha ho any amin’ny tompoko.
malagasy
Dia vao izay no nihinana sy nisotro izy mbamin'ireo lehilahy izay nomba azy, dia nandry. Ary nifoha maraina izy ka nanao hoe: Alefaso ary aho handeha ho any amin'ny tompoko.