Genesis 24:55 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny anadahin’i Rebeka sy ny reniny: Aoka hitoetra atỳ aminay andro vitsivitsy Razazavavy na dia hafoloana ihany aza; aorianan’izay dia handeha izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny anadahin-dRebekà sy ny reniny: «Aoka re mba hipetrapetraka eto aminay andro vitsivitsy aloha ny zazavavy, hafoloana eo ho eo, vao mandeha.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly kosa ny anadahin-drazazavavy sy ny reniny hoe: –Aoka hipetraka hiaraka aminay kelikely tokony ho folo andro aloha razazavavy, vao mandeha.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny anadahin-dRebeka sy ny reniny: Aoka hitoetra atỳ aminay andro vitsivitsy ny zazavavy, na dia hafoloana ihany aza; fa rehefa afaka izany, dia handeha izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny anadahin’i Rebeka sy ny reniny: Aoka hitoetra atỳ aminay andro vitsivitsy Razazavavy na dia hafoloana ihany aza; aorianan’izay dia handeha izy.
malagasy
Ary hoy ny anadahin-dRebeka sy ny reniny: Aoka hitoetra atỳ aminay andro vitsivitsy ny zazavavy, na dia hafoloana ihany aza; fa rehefa afaka izany, dia handeha izy.