Genesis 24:56 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa Ralehilahy taminy: Aza tananareo aho fa efa nanambina ny diako NY TOMPO; avelao aho mba handeha hankany amin’ny tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ralehilahy taminy: «Aza dia mahela ahy ianareo, fa efa mba nambinin’i Iaveh ny diako; ka alefaso aho handeha hody any amin’ny tompoko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly azy ireo indray ilay mpanompo hoe: –Aza tananareo aho, fa ny TOMPO efa nanambina ny diako; alefaso aho hiverina ho any amin’ny tompoko.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ralehilahy taminy: Aza samponanareo aho, fa Jehovah efa nanambina ny alehako; alefaso aho mba hankany amin'ny tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa Ralehilahy taminy: Aza tananareo aho fa efa nanambina ny diako NY TOMPO; avelao aho mba handeha hankany amin’ny tompoko.
malagasy
Fa hoy ralehilahy taminy: Aza samponanareo aho, fa Jehovah efa nanambina ny alehako; alefaso aho mba hankany amin'ny tompoko.