Genesis 24:57 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay Razazavavy ka hanontanianay izay heviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ry zareo: «Aoka àry ny zazavavy no hantsointsika hanontaniana izay tiany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa ireo hoe: –Aoka àry hantsoinay razazavavy, aoka hanontaniana izay heviny!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay ny zazavavy, ka hanontanianay izay teniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay Razazavavy ka hanontanianay izay heviny.
malagasy
Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay ny zazavavy, ka hanontanianay izay teniny.