Genesis 24:58 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso an’i Rebeka izy ireo ka niteny taminy hoe: Handeha hiaraka amin’io lehilahy io va ianao? Dia hoy Razazavavy: Handeha aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nantsoiny i Rebekà, ka hoy izy taminy: «Te-handeha hiaraka amin’ity lehilahy ity va ianao?» Ary hoy navaliny: «Handeha aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nantsoin’ireo i Rebekà ka nanontaniany hoe: –Moa handeha hiaraka amin’io lehilahy io ve ianao? Ary hoy i Rebekà hoe: –Eny, handeha aho.
Malagasy Bible 1865
Dia niantso an-dRebeka izy ka nanao taminy hoe: Handeha hiaraka amin'io lehilahy io va ianao? Ary hoy izy: Handeha aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso an’i Rebeka izy ireo ka niteny taminy hoe: Handeha hiaraka amin’io lehilahy io va ianao? Dia hoy Razazavavy: Handeha aho.
malagasy
Dia niantso an-dRebeka izy ka nanao taminy hoe: Handeha hiaraka amin'io lehilahy io va ianao? Ary hoy izy: Handeha aho.