Genesis 24:59 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia navelany handeha i Rebeka anabaviny sy ny mpitaiza azy ary ilay mpanompon’i Abrahama mbamin’ireo olony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao nalefan’izy ireo i Rebekà anabaviny sy ny mpitaiza azy ary ny mpanompon’i Abrahama mbamin’ny olony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa navelan’ireo handeha i Rebekà sy ny mpitaiza azy hiaraka amin’ilay mpanompon’i Abrahama sy ny olony.
Malagasy Bible 1865
Dia namoaka an-dRebeka anabaviny sy ny mpitaiza azy ary ilay mpanompon'i Abrahama mbamin'ny olony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia navelany handeha i Rebeka anabaviny sy ny mpitaiza azy ary ilay mpanompon’i Abrahama mbamin’ireo olony.
malagasy
Dia namoaka an-dRebeka anabaviny sy ny mpitaiza azy ary ilay mpanompon'i Abrahama mbamin'ny olony izy.