Genesis 24:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Abrahama taminy: Tandremo mba tsy hoentinao miverina any ny zanako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Abrahama taminy: «Tandremo sao dia entinao mankany ny zanako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Abrahama namaly azy: –Tandremo tsara mba tsy haverinao any ny zanako.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Abrahama taminy: Tandremo mba tsy ho entinao miverina any ny zanako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Abrahama taminy: Tandremo mba tsy hoentinao miverina any ny zanako!
malagasy
Ary hoy Abrahama taminy: Tandremo mba tsy ho entinao miverina any ny zanako.