Genesis 24:60 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitsodrano an’i Rebeka izy ireo ka niteny taminy hoe: Ry anabavinay, ho tonga arivoarivo sy alinalina anie ianao, ary aoka ny taranakao hahazo ny tanànan’ny fahavalony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitso-drano an-dRebekà izy, ka nanao taminy hoe: «Ho tonga alinalina anie ianao, ranabavy! Ary hahazo ny vavahadin’ny fahavalony anie ny taranakao!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitsodrano an’i Rebekà ireo ka nanao taminy hoe: –Ho tonga renin’ny olona an’alinalina anie ianao, rahavana, ary ny taranakao anie hahazo ny tanànan’izay mankahala azy!
Malagasy Bible 1865
Dia nitso-drano an-dRebeka izy ka nanao taminy hoe: Ry anabavinay, tongava alinalina anie ianao, ary aoka ny taranakao hahazo ny vavahadin'izay mankahala azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitsodrano an’i Rebeka izy ireo ka niteny taminy hoe: Ry anabavinay, ho tonga arivoarivo sy alinalina anie ianao, ary aoka ny taranakao hahazo ny tanànan’ny fahavalony!
malagasy
Dia nitso-drano an-dRebeka izy ka nanao taminy hoe: Ry anabavinay, tongava alinalina anie ianao, ary aoka ny taranakao hahazo ny vavahadin'izay mankahala azy.