Genesis 24:61 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga i Rebeka niaraka tamin’ireo mpanompovaviny ka nitaingina ny rameva, dia nanaraka an-dRalehilahy. Nitondra an’i Rebeka ilay mpanompo ka lasa nandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga i Rebekà sy ny ankizivaviny nitaingina teo ambony rameva, niaraka tamin-dralehilahy; ka roso ny dian’ity mpanompo, nitondra an-dRebekà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga i Rebekà sy ireo mpanompovaviny ka nitaingin-drameva, ary lasa nandeha niaraka tamin’ilay mpanompon’i Abrahama.
Malagasy Bible 1865
Ary niainga Rebeka mbamin'ny ankizivaviny ka nitaingina ny rameva, dia nandeha niaraka tamin-dralehilahy; ary nitondra an-dRebeka ilay mpanompo ka lasa nandeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga i Rebeka niaraka tamin’ireo mpanompovaviny ka nitaingina ny rameva, dia nanaraka an-dRalehilahy. Nitondra an’i Rebeka ilay mpanompo ka lasa nandeha.
malagasy
Ary niainga Rebeka mbamin'ny ankizivaviny ka nitaingina ny rameva, dia nandeha niaraka tamin-dralehilahy; ary nitondra an-dRebeka ilay mpanompo ka lasa nandeha.