Genesis 24:62 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Isaka dia tonga avy tamin’izay nalehany tany Bera-Lahay-Roỳ. Fa nonina tany amin’ny tany Negeva izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany i Isaaka tonga avy any amin’ny fantsakan’i Kai-Rôy ka nonina teo amin’ny tany Atsimo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Itsehàka kosa niala tao amin’ny fantsakan’i Lahay-Roy, ka nonina tao amin’ny faritany atsimo.
Malagasy Bible 1865
Ary Isaka efa tonga avy tamin'ny nalehany tany Bera-lahai-roy; fa nonina tany amin'ny tany atsimo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Isaka dia tonga avy tamin’izay nalehany tany Bera-Lahay-Roỳ. Fa nonina tany amin’ny tany Negeva izy.
malagasy
Ary Isaka efa tonga avy tamin'ny nalehany tany Bera-lahai-roy; fa nonina tany amin'ny tany atsimo izy.