Genesis 24:63 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony harivariva ny andro dia lasa tany an-tsaha Isaka mba hieritreritra, ary nitazana izy ka nahita fa indreny nisy rameva avy manatona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indray hariva, raha ilay nivoaka mba hieritreritra tany an-tsaha iny izy, ka nanopy ny masony, dia indreny misy rameva tamy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray hariva raha nivoaka hitsangantsangana teny an-tsaha izy, dia nanopy maso ka nahita rameva nanatona.
Malagasy Bible 1865
Ary Isaka nivoaka mba hieritreritra any an-tsaha, rehefa nitehin-ko hariva ny andro; dia nanopy ny masony izy ka nahita fa indrery nisy rameva avy manatona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony harivariva ny andro dia lasa tany an-tsaha Isaka mba hieritreritra, ary nitazana izy ka nahita fa indreny nisy rameva avy manatona.
malagasy
Ary Isaka nivoaka mba hieritreritra any an-tsaha, rehefa nitehin-ko hariva ny andro; dia nanopy ny masony izy ka nahita fa indrery nisy rameva avy manatona.