Genesis 24:64 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitazana koa i Rebeka ka nahita an’Isaka; dia nidina haingana niala tamin’ny rameva izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Rebekà koa nanopy ny masony ka nahatazana an’i Isaaka, dia nitsambikina niala teny amin’ny rameva;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nahatazana an’i Itsehàka i Rebekà, dia nidina niala tamin’ny rameva,
Malagasy Bible 1865
Ary Rebeka koa nanopy ny masony ka nahatazana an'Isaka; dia nidina faingana niala tamin'ny rameva izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitazana koa i Rebeka ka nahita an’Isaka; dia nidina haingana niala tamin’ny rameva izy
malagasy
Ary Rebeka koa nanopy ny masony ka nahatazana an'Isaka; dia nidina faingana niala tamin'ny rameva izy.