Genesis 24:66 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nambaran’ilay mpanompo tamin’Isaka ny zavatra rehetra izay nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa noraisin-dRebekà ny voaliny, dia nisaronany. Nambaran’ity mpanompo tamin’i Isaaka avokoa ny zavatra rehetra nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notantarain’ilay mpanompo an’i Itsehàka avokoa ny zavatra rehetra izay nataony.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nambaran'ilay mpanompo tamin'Isaka ny zavatra rehetra izay efa nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nambaran’ilay mpanompo tamin’Isaka ny zavatra rehetra izay nataony.
malagasy
Ary dia nambaran'ilay mpanompo tamin'Isaka ny zavatra rehetra izay efa nataony.Ary Isaka dia nampandroso an-dRebeka ho ao an-dain'i Saraha reniny ka nampakatra azy ho vadiny; ary tia azy izy, dia nionona ny alahelony an-dreniny.