Genesis 24:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO, Andriamanitry ny lanitra, izay naka ahy niala tamin’ny tranon’ny raiko sy tamin’ny tany nahaterahako, sady niteny tamiko sy nianiana tamiko hoe: Ny taranakao no homeko ity tany ity, Izy no haniraka ilay Anjeliny eo alohanao ka any no hakanao vady ho an’ny zanako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh Andriamanitry ny lanitra Izay naka ahy tao an-tranon’ny raiko, sy tany amin’ny tany nahaterahako, Izay niteny tamiko sy nianiana tamiko hoe: ‹Homeko ny taranakao ity tany ity› dia izy ihany koa no haniraka ny Anjeliny eo alohanao, ka haka vady avy any ho an’ny zanako ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO, Andriamanitry ny lanitra, no naka ahy tao an-tranon’ny raiko sy tao an-tanindrazako. Niteny tamiko Izy sady nianiana tamiko fa hanome ity tany ity ho an’ny taranako. Izy no haniraka ny anjeliny eo alohanao, ka any no hakanao vady ho an’ny zanako.
Malagasy Bible 1865
Jehovah, Andriamanitry ny lanitra, Izay naka ahy niala tamin'ny tranon'ny raiko sy tamin'ny tany nahaterahako, sady niteny tamiko sy nianiana tamiko hoe: Ny taranakao no homeko ity tany ity, dia Izy no haniraka Ilay Anjeliny eo alohanao, ka any no hakanao vady ho an'ny zanako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO, Andriamanitry ny lanitra, izay naka ahy niala tamin’ny tranon’ny raiko sy tamin’ny tany nahaterahako, sady niteny tamiko sy nianiana tamiko hoe: Ny taranakao no homeko ity tany ity, Izy no haniraka ilay Anjeliny eo alohanao ka any no hakanao vady ho an’ny zanako.
malagasy