Genesis 24:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha tsy mety manaraka anao Ravehivavy dia afaka amin’izao fampianianako anao izao ianao. Fa izao ihany: Aza entinao miverina any mihitsy ny zanako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha tsy mety hanaraka anao ny vehivavy dia afaka amin’izao fianianana ampanaoviko izao ianao; fa aza entinao mankany ny zanako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy manaiky hanaraka anao ilay razazavavy, dia afaka amin’izao fianianana izao ianao; fa ny zanako kosa aza entinao miverina any.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy hety hiaraka aminao ny vehivavy, dia ho afaka amin'izao fampianianako anao izao ianao; fa izao ihany: aza entinao miverina any mihitsy ny zanako
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha tsy mety manaraka anao Ravehivavy dia afaka amin’izao fampianianako anao izao ianao. Fa izao ihany: Aza entinao miverina any mihitsy ny zanako.
malagasy
Ary raha tsy hety hiaraka aminao ny vehivavy, dia ho afaka amin'izao fampianianako anao izao ianao; fa izao ihany: aza entinao miverina any mihitsy ny zanako