Genesis 24:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nataon’ilay mpanompo tao ambanin’ny fen’i Abrahama tompony ny tanany ka nianiana taminy ny amin’izany zavatra izany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia napetrak’ilay mpanompo tao ambany fen’i Abrahama tompony ny tanany, ka nanao fianianana momba izany teo anatrehany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia napetrak’ilay mpanompo tao ambany fen’i Abrahama tompony ny tanany, ary nianiana taminy momba io raharaha io izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nataon'ilay mpanompo tambanin'ny fen'i Abrahama tompony ny tanany, ka nianiana taminy ny amin'izany zavatra izany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nataon’ilay mpanompo tao ambanin’ny fen’i Abrahama tompony ny tanany ka nianiana taminy ny amin’izany zavatra izany izy.
malagasy
Ary nataon'ilay mpanompo tambanin'ny fen'i Abrahama tompony ny tanany, ka nianiana taminy ny amin'izany zavatra izany izy.