Genesis 25:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampaka-bady indray i Abrahama ka Ketora no anaran’izy io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Abrahama nampaka-bady, Setorà no anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola naka vady hafa indray i Abrahama, ka i Ketorà no anarany.
Malagasy Bible 1865
Ary Abrahama nampaka-bady indray, Ketora no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampaka-bady indray i Abrahama ka Ketora no anaran’izy io.
malagasy
[Ny nanambadian'i Abrahama an'i Ketora, sy ny taranany avy taminy; ary ny nahafatesan'i Abrahama, sy ny nandevenan'ny zanany azy] Ary Abrahama nampaka-bady indray, Ketora no anarany.