Genesis 25:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Io ilay saha izay novidin’i Abrahama tamin’ireo taranak’i Heta. Tao no nandevenana an’i Abrahama sy i Saraha vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ilay saha novidin’i Abrahama tamin’ny taranak’i Heta. Tao no nalevina i Abrahama sy i Sarà vadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novidîn’i Abrahama tamin’ny taranak’i Heta io saha io, ary tao no nandevenana an’i Abrahama sy i Sarà vadiny.
Malagasy Bible 1865
dia ilay saha izay novinidin'i Abrahama tamin'ny taranak'i Heta; tao no nandevenana an'i Abrahama sy Saraha vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Io ilay saha izay novidin’i Abrahama tamin’ireo taranak’i Heta. Tao no nandevenana an’i Abrahama sy i Saraha vadiny.
malagasy
dia ilay saha izay novinidin'i Abrahama tamin'ny taranak'i Heta; tao no nandevenana an'i Abrahama sy Saraha vadiny.