Genesis 25:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’ny nahafatesan’i Abrahama dia notahin’Andriamanitra Isaka zanany. Ary nonina teo akaikin’i Bera-Lahay-Roỳ Isaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony maty i Abrahama, nasian’Andriamanitra soa i Isaaka zanany; ary tao akaikin’ny fantsakana «Lakai-Rôy» i Isaaka no nonina
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny nahafatesan’i Abrahama, dia notahîn ’Andriamanitra i Itsehàka zanany, izay nonina tao akaikin’ny fantsakana Lahay-Rôy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa maty Abrahama, dia notahin'Andriamanitra Isaka zanany; ary Isaka dia nonina teo akaikin'i Bera-lahai-roy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’ny nahafatesan’i Abrahama dia notahin’Andriamanitra Isaka zanany. Ary nonina teo akaikin’i Bera-Lahay-Roỳ Isaka.
malagasy
Ary rehefa maty Abrahama, dia notahin'Andriamanitra Isaka zanany; ary Isaka dia nonina teo akaikin'i Bera-lahai-roy.