Genesis 25:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto no taranak’Ismaela, zanakalahin’i Abrahama izay naterak’i Hagara, ilay Ejiptiana, mpanompovavin’i Saraha, tamin’i Abrahama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no tantaran’i Ismaely zanak’i Abrahama izay naterak’i Agara Ejiptianina mpanompo vavin’i Sarà tamin’i Abrahama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lisitry ny taranak’i Jismahela, zanakalahin’i Abrahama, naterak’i Hagara ilay Ejiptianina mpanompovavin’i Sarà.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no taranak'Isimaela, zanakalahin'i Abrahama izay naterak'i Hagara, ilay Egyptiana, andevovavin'i Saraha, tamin'i Abrahama:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto no taranak’Ismaela, zanakalahin’i Abrahama izay naterak’i Hagara, ilay Ejiptiana, mpanompovavin’i Saraha, tamin’i Abrahama.
malagasy
[Ny taranak'Isimaela] Ary izao no taranak'Isimaela, zanakalahin'i Abrahama izay naterak'i Hagara, ilay Egyptiana, andevovavin'i Saraha, tamin'i Abrahama: