Genesis 25:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto avy no anaran’ny zanakalahin’Ismaela, araka ny anarany sy araka ny taranany: I Nebaiota, lahimatoan’i Ismaela, i Kedara, i Adbela, i Mibsama,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no anaran’ny zanaka lahin’i Ismaely, araka ny anaran’ny taranany avy: Nebaiôta no lahimatoan’i Ismaely, dia i Sedara, i Adbeela, i Mabsama,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy no anaran’ny zanakalahin’i Jismahela araka ny laharan’ny nahaterahany: i Nebaiôta sy i Kedara, i Adbeèla sy i Mibsàna,
Malagasy Bible 1865
Izao no anaran'ny zanakalahin'Isimaela, araka ny anarany sy araka ny taranany: Nebaiota, lahimatoan'Isimaela, sy Kedara sy Adbela sy Mibsama
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto avy no anaran’ny zanakalahin’Ismaela, araka ny anarany sy araka ny taranany: I Nebaiota, lahimatoan’i Ismaela, i Kedara, i Adbela, i Mibsama,
malagasy
Izao no anaran'ny zanakalahin'Isimaela, araka ny anarany sy araka ny taranany: Nebaiota, lahimatoan'Isimaela, sy Kedara sy Adbela sy Mibsama