Genesis 25:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no zanakalahin’Ismaela, ary ireo no anarany, araka ny vohiny sy ny tobiny, dia andriana roa amby folo araka ny fireneny avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no zanaka lahin’i Ismaely, ireo no anarany araka ny vohiny sy ny tobiny avy; ireo no filohany roa ambin’ny folo amin’ny fokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no zanak’i Jismahela 12 lahy, samy lehiben-tarika avy. Samy mitondra ny anarany avy ny tanànany sy ny tobiny.
Malagasy Bible 1865
Izy ireo no zanakalahin'Isimaela, ary ireo no anarany, araka ny vohiny sy ny tobiny, dia andriana roa ambin'ny folo araka ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no zanakalahin’Ismaela, ary ireo no anarany, araka ny vohiny sy ny tobiny, dia andriana roa amby folo araka ny fireneny avy.
malagasy
Izy ireo no zanakalahin'Isimaela, ary ireo no anarany, araka ny vohiny sy ny tobiny, dia andriana roa ambin'ny folo araka ny fireneny.