Genesis 25:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fito amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’Ismaela; dia niala aina izy ka maty ary nangonina any amin’ny razany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fito amby telopolo amby zato taona no andro niainan’i Ismaely. Dia niala aina izy ka maty, ary nakambana tamin’ny razany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahatratra 137 taona i Jismahela vao niala aina, ary maty ka nakambana tamin’ny razany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro niainan'Isimaela dia fito amby telo-polo amby zato taona; ary niala aina izy ka maty, dia voangona any amin'ny razany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fito amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’Ismaela; dia niala aina izy ka maty ary nangonina any amin’ny razany.
malagasy
Ary ny andro niainan'Isimaela dia fito amby telo-polo amby zato taona; ary niala aina izy ka maty, dia voangona any amin'ny razany.