Genesis 25:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny taranany dia nonina hatrany Havila ka hatrany Sora izay tandrifin’i Ejipta amin’ny lalana mankany Asiria; nifanandrify tamin’ny rahalahiny rehetra no nitoerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taranany dia nonina hatrany Hevilà ka hatrany Sora, tandrifin’i Ejipta amin’ny lalana mankany Asiria. Nitatra tandrifin’ny rahalahiny rehetra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nipetrahan’ny taranak’i Jismahela dia ny faritra manomboka eo Havilà ka hatrany Sora; i Sora dia any akaikin’i Ejipta tamin’iny lalana mankany Asora iny. Nihataka tamin’ireo taranak’i Abrahama hafa no nitoerany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranany nonina hatrany Havila ka hatrany Sora, izay tandrifin'i Egypta amin'ny lalana mankany Asyria; nifanandrify tamin'ny rahalahiny rehetra no nitoerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny taranany dia nonina hatrany Havila ka hatrany Sora izay tandrifin’i Ejipta amin’ny lalana mankany Asiria; nifanandrify tamin’ny rahalahiny rehetra no nitoerany.
malagasy
Ary ny taranany nonina hatrany Havila ka hatrany Sora, izay tandrifin'i Egypta amin'ny lalana mankany Asyria; nifanandrify tamin'ny rahalahiny rehetra no nitoerany.