Genesis 25:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto no taranak’Isaka, zanakalahin’i Abrahama:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no tantaran’i Isaaka zanak’i Abrahama:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no tantaran’i Itsehàka: I Itsehàka dia zanakalahin’i Abrahama.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no taranak'Isaka, zanakalahin'i Abrahama:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto no taranak’Isaka, zanakalahin’i Abrahama:
malagasy
[Ny amin'i Esao sy Jakoba] Ary izao no taranak'Isaka, zanakalahin'i Abrahama: