Genesis 25:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy dia niteraka an’i Zimrana, i Joksana, i Medana, i Midiana, i Jisbaka ary i Soaha tamin’i Abrahama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no naterak’io taminy: i Zamràna, i Jeksàna, i Madàna, i Madiàna, i Jesbaka ary i Soe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteraka enin-dahy tamin’i Abrahama izy, dia ireto avy izany: i Zimràna sy i Jôksàna, i Medàna sy i Midiàna ary i Jisbàka sy i Soa.
Malagasy Bible 1865
Dia niteraka an'i Zimrana sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha tamin'i Abrahama izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy dia niteraka an’i Zimrana, i Joksana, i Medana, i Midiana, i Jisbaka ary i Soaha tamin’i Abrahama.
malagasy
Dia niteraka an'i Zimrana sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha tamin'i Abrahama izy.