Genesis 25:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Isaka dia nangataka tamin’NY TOMPO ho an’ny vadiny, satria momba izy, dia nohenoin’NY TOMPO ny fangatahany ka nanana anaka i Rebeka vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nangataka tamin’i Iaveh ho an’ny vadiny i Isaaka, fa momba ravehivavy ary nohenoin’i Iaveh ny fangatahany, ka dia nanana anaka i Rebekà vadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitaraina tamin’ny TOMPO ho an’ny vadiny i Itsehàka satria tsy niteraka izy. Dia nohenoin’ny TOMPO ny fitarainany, koa nitoe-jaza i Rebekà vadiny.
Malagasy Bible 1865
Ary Isaka nangataka tamin'i Jehovah ho an'ny vadiny, satria momba izy; ary nohenoin'i Jehovah ny fangatahany, dia nanan'anaka Rebeka vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Isaka dia nangataka tamin’NY TOMPO ho an’ny vadiny, satria momba izy, dia nohenoin’NY TOMPO ny fangatahany ka nanana anaka i Rebeka vadiny.
malagasy
Ary Isaka nangataka tamin'i Jehovah ho an'ny vadiny, satria momba izy; ary nohenoin'i Jehovah ny fangatahany, dia nanan'anaka Rebeka vadiny.