Genesis 25:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifanosika ny zaza kambana tao an-kibony, dia hoy i Rebeka: Raha izany, nahoana re no dia toy izao aho? Sady lasa nanontany NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifanosika tao an-kibo ireo zaza, ka hoy izy: «Raha izany no izy, nahoana foana aho no dia bevohoka?» Dia lasa nanontany tamin’i Iaveh izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifandàka ireo zaza kambana tao an-kibony, ka hoy Rebekà hoe: –Raha toy izany, nahoana re aho no nitoe-jaza? Dia lasa nanontany ny TOMPO izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nifanosika ny zaza kambana tao an-kibony; ary hoy Rebeka: Raha izao, nahoana re aho no dia mbola velona? Dia lasa nanontany tamin'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifanosika ny zaza kambana tao an-kibony, dia hoy i Rebeka: Raha izany, nahoana re no dia toy izao aho? Sady lasa nanontany NY TOMPO izy.
malagasy
Ary nifanosika ny zaza kambana tao an-kibony; ary hoy Rebeka: Raha izao, nahoana re aho no dia mbola velona? Dia lasa nanontany tamin'i Jehovah izy.