Genesis 25:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Isaka dia tia an’i Esao satria nankafy ny hazany izy; fa i Rebeka kosa dia tia an’i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Isaaka raiki-pitia an’i Esao, satria nankafy ny haza; fa i Rebekà kosa tia an’i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Itsehàka dia tia an’i Hesao, satria nankafy ny hazany; fa i Rebekà kosa tia an’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Ary Isaka tia an'i Esao, satria nankafy ny hazany; fa Rebeka kosa tia an'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Isaka dia tia an’i Esao satria nankafy ny hazany izy; fa i Rebeka kosa dia tia an’i Jakoba.
malagasy
Ary Isaka tia an'i Esao, satria nankafy ny hazany; fa Rebeka kosa tia an'i Jakoba.