Genesis 25:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indray andro, raha nahandro sakafo i Jakoba, dia tonga avy tany an-tsaha i Esao ka reraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahandro hanina indrindra i Jakôba no tonga avy any an-tsaha i Esao, efa trotraky ny harerahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo am-pandrahoana sakafo indrindra i Jakôba indray andro, no tonga avy any an-tsaha i Hesao sady reraka mafy,
Malagasy Bible 1865
Ary nahandro hanina Jakoba; ary sendra avy tany an-tsaha Esao ka reraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indray andro, raha nahandro sakafo i Jakoba, dia tonga avy tany an-tsaha i Esao ka reraka.
malagasy
Ary nahandro hanina Jakoba; ary sendra avy tany an-tsaha Esao ka reraka.