Genesis 25:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy kosa i Esao: Indro, ho faty ihany aho; koa misy antony inona amiko izay fizokiana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Esao: «Izaho aza efa ho faty, ka ho inoko akory izay fizokiana?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Hesao hoe: –Inty hono aho ka ho faty, dia hataoko inona moa izay fizokiana?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy kosa Esao: Indro, ho faty ihany aho; ka mahasoa inona izay fizokiana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy kosa i Esao: Indro, ho faty ihany aho; koa misy antony inona amiko izay fizokiana?
malagasy
Dia hoy kosa Esao: Indro, ho faty ihany aho; ka mahasoa inona izay fizokiana?