Genesis 25:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Jakoba: Mianiàna amiko ary aloha. Dia nianiana taminy izy ka namidiny tamin’i Jakoba ny fizokiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jakôba: «Mianiàna àry amiko aloha.» Dia nianiana izy, ka nivarotra ny fizokiany tamin’i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly indray i Jakôba hoe: –Mianiàna amiko àry ianao izao anio izao. Dia nianiana taminy izy ka nivarotra tamin’i Jakôba ny fizokiany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jakoba: Mianiana ary amiko aloha. Dia nianiana taminy izy; ka dia namidiny tamin'i Jakoba ny fizokiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Jakoba: Mianiàna amiko ary aloha. Dia nianiana taminy izy ka namidiny tamin’i Jakoba ny fizokiany.
malagasy
Ary hoy Jakoba: Mianiana ary amiko aloha. Dia nianiana taminy izy; ka dia namidiny tamin'i Jakoba ny fizokiany.Ary Jakoba nanome an'i Esao mofo sy voanemba masaka; dia nihinana sy nisotro izy, ary niainga ka lasa nandeha. Izany no nanamavoan'i Esao ny fizokiany.