Genesis 25:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanome mofo sy voanemba masaka an’i Esao i Jakoba. Dia nihinana sy nisotro izy ary niainga ka lasa nandeha. Izany no nanamavoan’i Esao ny fizokiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao nomen’i Jakôba mofo sy sosoam-boanemba i Esao; ka nony efa nihinana sy nisotro izy, dia nitsangana ka lasa nandeha. Toy izany no nanamavoan’i Esao ny fizokiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nomen’i Jakôba mofo sy voanemba masaka i Hesao ka nihinana sy nisotro. Avy eo izy dia niainga ary lasa nandeha fa tsy niraharaha ny fizokiany.
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba nanome an'i Esao mofo sy voanemba masaka; dia nihinana sy nisotro izy, ary niainga ka lasa nandeha. Izany no nanamavoan'i Esao ny fizokiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanome mofo sy voanemba masaka an’i Esao i Jakoba. Dia nihinana sy nisotro izy ary niainga ka lasa nandeha. Izany no nanamavoan’i Esao ny fizokiany.
malagasy
Ary Jakoba nanome an'i Esao mofo sy voanemba masaka; dia nihinana sy nisotro izy, ary niainga ka lasa nandeha. Izany no nanamavoan'i Esao ny fizokiany.