Genesis 25:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny zanakalahin’i Midiana dia i Efaha, i Efera, i Hanoka, i Abida ary i Eldaha. Ireo rehetra ireo no taranak’i Ketora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanakalahin’i Madiàna dia i Efà, i Ofera, i Henoka, i Abidà, ary i Eldao. Ireo no zanaka lahin’i Setorà rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Midiàna dia i Hefà sy i Hefera, i Hanôka sy i Abidà ary i Eldahà. Ireo rehetra ireo no taranak’i Ketorà.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanak'i Ketora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny zanakalahin’i Midiana dia i Efaha, i Efera, i Hanoka, i Abida ary i Eldaha. Ireo rehetra ireo no taranak’i Ketora.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanak'i Ketora.